- Accueil
- Solution
For Designers
For Developers
- Tarification
- Intégration

Et si on vous offre la Libérté ?
Mivelara kokoa eo amin'ny tontolo misy anao, mahazoa Poketra ahafahanao mandefa ary mandray vola na aiza na aiza toerana misy anao, azo antoka sy voaaro.
Gestionnaire des comptes
Sans frontière
Disponible à tout moment



Hanova ny fomba fiaina ho vaovao

Déposez & Gérez
Tsotra noho ny fampidirana vola ao amin'ny Banky ny fampidirana vola ato Poketra.

Envoyez & Transférez
Mamindrà vola any amin'ny Poketran'ny namana, sady voaaro no haingana.

Dépenser et Protégez
Aloavy amin'ny alalan'ny Poketra ny Factiora en ligne na hors ligne. Mampihena ny fampiasam-bola taratasy izay miaro anao kokoa.

Recever & Retirer
Mandraisa vola ao amin'ny kaonty Poketra ary azonao sintomina eny amin'ny GAB manaiky ny VISA erak'izao tontolo izao.
Zava-baovao eto Madagasikara
Ny zava-drehetra dia hitanao ato amin'ny Poketra avokoa




Disponible sur Web, Android iOS.
Open a beautiful store, increase your conversion rates and boost your sales in minutes with object-oriented UX.
Naviguez
Naviguez et commander vos produits sur touts les sites qui acceptent VISA et MasterCard
Sécurisez
Confirmez votre paiement par SMS 3DS sécurisé et PIN.
Payez
Tsy misahirana intsony ianao milahatra sy mandoha facture.
Tena zava-baovao tanteraka eto Madagasikara ity Poketra ity. Hitako sy harako daholo ny toe-bolako, ny carte VISA ampiasaiko matetika amin'ny paiement en ligne. 👌👏 Hirarianay ny mba hitohizan'ny toy izao ka hampivelatra kokoa ny seha-pihariana eto Madagasikara.

Tolotra Razakasoa
CEO, Maxilove
Poketra mihintsy ilay nandrasanay, mivaha daholo ny olana ara-barotra na eto Madagasikara na avy any ivelany. Tsy misy adi-varotra intsony fa mitohy hatrany ny fiara-miasa. Ny mpiara-miasa rehetra dia afaka mandray ny karamany amin'ny Carte VISA 🔥🔥

Rindra Hasina
Gérant, Les Mirindra
Vao niditra tamin'ny seha-pihariana eto Madagasikara dia anisan'ny sakana lehibe ho anay ity resaka tsy mety handraisana vola ity. Tonga i Poketra, nivaha daholo izany, afaka mandray izahay na avy amin'ny Paypal, na avy amin'ny Google Pay, sady eran-tany.

Gervais Louis
CEO, Vaocom

Tarification transparente.
Poketra propose des tarifs simples, abordables et transparents avec diverses méthodes de paiement.

Popular plan
£20.90 / yearNo more complex codes or boring designs. Creating an attractive and functional site.
- Professional Calendar View
- Free Google Analytics
- Unlimited Task and Comments
Popular plan
£6.90 / yearNo more complex codes or boring designs. Creating an attractive and functional site.
- Professional Calendar View
- Free Google Analytics
- Unlimited Task and Comments
Popular plan
£20.90 / yearNo more complex codes or boring designs. Creating an attractive and functional site.
- Professional Calendar View
- Free Google Analytics
- Unlimited Task and Comments
Popular plan
£6.90 / yearNo more complex codes or boring designs. Creating an attractive and functional site.
- Professional Calendar View
- Free Google Analytics
- Unlimited Task and Comments
Vous cherchez une solution partenaire? Contactez nous.
Le futur est desormais maintenant. Aza tara fa maimaimpoana ny fidirana hoe mpanjifa Poketra, ho an'ny terantany Malagasy ampy-taona rehetra.
Questions fréquemment posées.
Equipe support
Ny Poketra dia tsy Banky fa service ahafahanao mahazo carte VISA sy MasterCard Physique na Virtuelle. Tsy manao zana-bola ny Poketra ary tsy manao tahirim-bola.
Tsy voatery manana Banky vao afaka miditra Poketra.
Maimaimpoana ny fidirana Poketra. Tsindrio eto raha hisoratra anarana.
Ny Mpikambana rehetra dia mila manana kara-panondro-pirenena ary manamarina ny toeram-ponenany avy.
Ny sarany rehetra dia hitanao ato avokoa. Manasa anao hitsidika ity lien ity
Ny kaonty rehetra, ny karatra rehetra, ny transaction rehetra dia sécurisé avokoa. Nous recommandons d'activer Google Authenficator sur votre compte Poketra. Nous recommandons d'activer 3D Securité pour approuver vos paiement en ligne. Raha ohatra ka sendra nisy nahalala ny code PIN anao dia soloy avy hatrany.
Ny Dépot dia azo atao eny amin'ireo Agence Poketra ihany. Jereo eto ireo toerana misy ny Agence Poketra.
Afaka hampifandraisinao amin'ny Google Pay, Paypal, Apple Pay, Samsung Pay ny carte Poketra. Rehefa mahazo vola amin'ireo ianao dia afaka hampidirinao ao amin'ny carte Poketranao.
Ny vola rehetra ao amin'ny kaonty dia azonao alaina eny aminy GAB rehetra manaiky ny VISA, na eto Madagasikara na any ivelany.
Azo ampiasaina amin'ny paiement sy abonnement en ligne rehetra ny carte Poketra, toy ny Facebook, Netflix, Amazon, Tranokala, ...
Ny compte Personel dia natao ho an'ny mpanjifa tsotra.
Ny compte


Payez vos factures et abonnements simplement.